Soatoavina repoblikana ny fananganan-tsaina. Mariky fiandrianam-pirenena sy fanandratana ary fanajana ny tanindrazana izany. Koa adidin'ny tsirairay ny maneho fihetsika mendrika ho fanomezan-kasina ny fanevam-pirenena.
Alatsinainy 2 Martsa 2026