ActualitΓ©s > TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA

TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA


Teny amin'ny 𝐓𝐨𝐛𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐞𝐫𝐒𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 teny Ambohimanambola androany 18 oktobra no nanatanterahin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara #PRRM ny fidinana ifotony voalohany. Tao anatin'izany no nijerena akaiky, 𝐧𝐒𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐨π₯𝐨𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚, ny olana fototra mahakasika ny famokarana herinaratra. Betsaka ny olana hita nandritry ny fitsidihana, misy ireo afaka vahana ao anatin'ny fohy ezaka, ao ihany koa ireo mila fotoana, fa ho ezahina jerena ny ahafahana mamaha izany, hoy ny filoham-panjakana 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐞π₯𝐲 𝐌𝐒𝐜𝐑𝐚𝐞̈π₯ π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€. PrΓ©sidence de la Refondation de la RΓ©publique de Madagascar - PRRM

TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA
TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA
TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA
TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA
TOBY NY HERINARATRA AMBOHIMANAMBOLA
Publie le 21/10/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s