VANTANY VAO NIGADONA TETO AN-TANINDRAZANA NY FILOHA RAJOELINA DIA NAMPIVORY IREO MINISITRA MISAHANA NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA
Vantany vao nigadona teto an-Tanindrazana aho dia nampivory ireo Minisitra misahana ny Hery Fiarovana sy Filaminana izao hariva izao teto Iavoloha, ho fanamafisana ireo toromarika mikasika ny famerenana ny filaminam-bahoaka.
Publie le 29/09/2025
Par 451512
Categorie: Actualités