Araka ny andininy faha-54 ao amin'ny Lalàmpanorenana, dia noraisin'ny Filohan'ny Repoblika ny didim-panjakana laharana faha 2025 - 1035 manendry ny General de Division ZAFISAMBO Ruphin Fortunat Dimbisoa, ho Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta
Alatsinainy 2 Martsa 2026