Ho arahinao mivantana eto amin'ny TVM sy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz amin'ny 10 ora maraina ny 𝐋𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐭𝐫𝐢𝐤𝐞𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 andraisana ny fianianan'ny 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗻𝗲𝗹𝘆 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮ë𝗹Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara na Président de la Refondation de la République de Madagascar