Actualitรฉs > EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.

EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.


๐‡๐ž๐ซ๐ฒ ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ก๐จ ๐š๐ณ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ง๐š๐ฆ๐š๐ง๐ ๐ข๐š๐งโ€™๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐…๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐“๐ˆ๐‹๐˜ ๐’๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐€๐™๐€๐•๐€ ๐š๐ณ๐ฒ tetsy aminโ€™ny Birao fiasany.๐‘ฏ๐’ ๐’•๐’Š๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’Œ๐’๐’๐’ ๐’†๐’Œ๐’†๐’Œ๐’ ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐‘ต๐’š ๐’‚๐’๐’•๐’”๐’๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’“๐’†๐’Œ๐’๐‘ด๐’Š๐’‚๐’๐’•๐’”๐’ ๐’Š๐’›๐’‚๐’Izay am-pahany taminโ€™ny ๐’‰๐’Š๐’“๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’†๐’Œ๐’†๐’๐’‚ TILY SY MPANAZAVA izay no nentinโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa nandray ireo mpikambana avy aminโ€™ny ๐—™๐—ผ๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ง๐—ถ๐—น๐˜† mpiray fikambanana aminy, notarihinโ€™ny Komity lehibe, izay tonga namangy sy nitso-drano azy hahaleo hahalasana aminโ€™ny antso fandraisana andraikitra ho anโ€™ny Firenena ankehitriny.Nandritra ity fitsidihana ity ihany koa dia natolotry ny Komity lehibe ho anโ€™i VIKIVIKY Manentana ny taratasy fiarahabana azy avy aminโ€™ny BMS na ny ๐—•๐˜‚๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‚ ๐— ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—น ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ฆ๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ถ๐˜€๐—บ๐—ฒ izay mariky ny lanjanโ€™ny skotisma eo aminโ€™ny lafiny fanabeazana.Hisy ny fiaraha-miasa akaiky eo aminโ€™ny Ministera sy ny Foibe Mpanazava sy Tily izay hifantoka aminโ€™ny fanabeazana ny olom-pirenena tsy an-kanavaka fa indrindra ny Tanora sy ny ankizy mba ho tonga olom-banona, olom-pirenena tomponโ€™andraikitra ary ho tia ny Fireneny, ka fitaovam-panabeazana lehibe ho aminโ€™izany ny lafiny ๐™จ๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™š๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–.Nandia fanabeazana skoto efa hatry ny fahazaza tany aminโ€™ny taona 1996 ny minisitra, ary ankihitriny dia tari-panofanana eo anivonโ€™ny Foibe ny tenany ka i VIKIVIKY Manentana no anarana salorany ao anivonโ€™ny TILY eto Madagasikara. Mila ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-mientanโ€™ny rehetra ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ izay andrasanโ€™ny mpiray firenena ankehitriny ka tsy mamela azy ho irery ny Foibe fa hijoro ho tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja aminโ€™i VIKIVIKY Manentana ao anatinโ€™ny fanatanterahany ny andraikitra nankinina taminy eto anivonโ€™ny Firenena malagasy. ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™–#VIKIVIKY_Manentana #GascarFenosoa

EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
EKIPA FOIBE TILY I VIKIVIKY MANENTANA.
Publie le 07/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs