๐๐๐ซ๐ฒ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐ก๐จ ๐๐ณ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ข๐๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ฒ ๐ ๐ข๐ค๐๐ฆ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ณ๐ฒ tetsy aminโny Birao fiasany.๐ฏ๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ต๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐Izay am-pahany taminโny ๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐ TILY SY MPANAZAVA izay no nentinโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa nandray ireo mpikambana avy aminโny ๐๐ผ๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐ง๐ถ๐น๐ mpiray fikambanana aminy, notarihinโny Komity lehibe, izay tonga namangy sy nitso-drano azy hahaleo hahalasana aminโny antso fandraisana andraikitra ho anโny Firenena ankehitriny.Nandritra ity fitsidihana ity ihany koa dia natolotry ny Komity lehibe ho anโi VIKIVIKY Manentana ny taratasy fiarahabana azy avy aminโny BMS na ny ๐๐๐ฟ๐ฒ๐ฎ๐ ๐ ๐ผ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐น ๐ฑ๐ ๐ฆ๐ฐ๐ผ๐๐๐ถ๐๐บ๐ฒ izay mariky ny lanjanโny skotisma eo aminโny lafiny fanabeazana.Hisy ny fiaraha-miasa akaiky eo aminโny Ministera sy ny Foibe Mpanazava sy Tily izay hifantoka aminโny fanabeazana ny olom-pirenena tsy an-kanavaka fa indrindra ny Tanora sy ny ankizy mba ho tonga olom-banona, olom-pirenena tomponโandraikitra ary ho tia ny Fireneny, ka fitaovam-panabeazana lehibe ho aminโizany ny lafiny ๐จ๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐.Nandia fanabeazana skoto efa hatry ny fahazaza tany aminโny taona 1996 ny minisitra, ary ankihitriny dia tari-panofanana eo anivonโny Foibe ny tenany ka i VIKIVIKY Manentana no anarana salorany ao anivonโny TILY eto Madagasikara. Mila ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-mientanโny rehetra ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ izay andrasanโny mpiray firenena ankehitriny ka tsy mamela azy ho irery ny Foibe fa hijoro ho tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja aminโi VIKIVIKY Manentana ao anatinโny fanatanterahany ny andraikitra nankinina taminy eto anivonโny Firenena malagasy. ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐ซ๐๐#VIKIVIKY_Manentana #GascarFenosoa