Natao androany tetsy aminβny πππππππππ π¨ππ πππππ ππ π³πππΜπ-ππππππππππ ny fanambaram-pananana ho anβ ireo mpikambana ao aminβny Governemantanβny Fanavaozana, notarihinβAndriamatoa Praiminisitra Lehibenβny Governemanta RAJAONARIVELO Herintsalama .Miainga aminβireo mpitondra sy olona voatendry aminβny andraikitra lehibe ny fanarahan-dalΓ na araka ny πππ§π¨π―πΜπ§π π§π¨πππ€π’ππ§βπ§π² π―ππ‘π¨ππ€π, ka napetraky ny Governemanta malagasy ho laharam-pahamehana ny fanajΓ na ny lalΓ na toy izao, ato anatinβizao πππ©π¨ππ₯π’π€ππ§βπ§π² π ππ§ππ―ππ¨π³ππ§π izao mba ho fanomezana fitokisana sy ohatra tsara ho anβny vahoaka malagasy aminβny fangaharahana.