๐ญ๐ญ๐ฒ ๐ ๐ช no vokarinโAndekaleka ankehitriny, raha 30 hatraminโny 40 MW izany nandritra ny fotoananโny ๐ฑ๐ฒฬ๐น๐ฒ๐๐๐ฎ๐ด๐ฒ na ny fahatapahana vokatry ny tsy fahampianโny famokarana herinaratra.Araka izany dia ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ต๐ผ๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ sy ny faritra manodidina azy raha io herinaratra vokarina mahatratra hatrany aminโny 116 MW avy ao Andekaleka io.Tsikaritra kosa anefa aminโizao fotoana izao fa mahatratra hatrany aminโny 17 isa ireo ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ tsy araky ny tokony ho izy na koa niniana nosimbaina hoanโny teto andrenivohitra raha ny tombana teknika nataonโny Minisiteranโny Angovo sy ny Akoranafo ka niteraka ny fahatapahanโny herinaratra taminโny faritra toa anโ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ, ๐๐ป๐ฑ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ฒ๐๐ฎ, ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฝ๐ผ, ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐๐๐ผ...sns,, izay zotra miainga eny Ambohimanambola.Tao anatinโny fotoana fohy nandraisana ny fitantร nana ny minisitera dia nahavita namokatra herinaratra hatrany aminโny 116 MW ny orinasa JIRAMA vokatry ny fiaraha-miasanโny Fitondram-panjakana ankehitriny, aminโny alalร nโny Minisiteranโny Angovo sy ny Akoranafo niaraka taminโ ireo teknisiana eo anivonโny JIRAMA, raha tsy nisy afatsy 30 hatraminโny 40 MW izany nandritra ny fotoananโny dรฉlestage teo aloha.Noho izany dia afaka mahatoky ny vahoaka eto Antananarivo sy ny manodidina azy fa ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ io vokatra io, saingy misy ireo minia misompatra Andrinjiro.Tombotsoa lehibe io famokarana herinaratra 116 MW ao Andekaleka io satria nahafahana ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ mihoapapana aminโny fividianana solika aminโireo vondrona mpiahy herinaratra ( groupes).Ny atao hoe ๐ฑ๐ฒฬ๐น๐ฒ๐๐๐ฎ๐ด๐ฒ dia midika hoe ๐๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ; fa ankehitriny kosa nefa dia ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ, saingy misy ireo olona ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ mitondra herinaratra ka miteraka ireo fahatapahana mitranga amina faritra sy fokontany vitsivitsy eto andrenivohitra ankehitriny.Mandray ny andraikiny manandrify azy ny minisitera sy ny Jirama, nefa koa ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐๐๐ผ ๐ฎ๐๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ mba hiara-hiasa ka hampandre avy hatrany ny tomponโandraikitra na ny mpitandro filaminana raha mahatsikaritra olona minia misompatra ireo andrinjiro mpitondra herinaratra araka ny nambaranโny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo ๐๐ฒ ๐๐ง๐๐จ ๐๐ฎ๐ซ๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, rehefa nivahy teo anivonโny TVM ny hariva teo.