Actualitรฉs > MANDRAY ANDRAIKITRA AVY HATRANY NY FI...

MANDRAY ANDRAIKITRA AVY HATRANY NY FITONDRAM-PANJAKANA MANOLOANA NY FAHATAPAHAN-JIRO MITRANGA ETO ANDRENIVOHITRA.


๐Ÿญ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐— ๐—ช no vokarinโ€™Andekaleka ankehitriny, raha 30 hatraminโ€™ny 40 MW izany nandritra ny fotoananโ€™ny ๐—ฑ๐—ฒฬ๐—น๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ฎ๐—ด๐—ฒ na ny fahatapahana vokatry ny tsy fahampianโ€™ny famokarana herinaratra.Araka izany dia ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ sy ny faritra manodidina azy raha io herinaratra vokarina mahatratra hatrany aminโ€™ny 116 MW avy ao Andekaleka io.Tsikaritra kosa anefa aminโ€™izao fotoana izao fa mahatratra hatrany aminโ€™ny 17 isa ireo ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—ฟ๐—ผ ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ tsy araky ny tokony ho izy na koa niniana nosimbaina hoanโ€™ny teto andrenivohitra raha ny tombana teknika nataonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Angovo sy ny Akoranafo ka niteraka ny fahatapahanโ€™ny herinaratra taminโ€™ny faritra toa anโ€™๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ, ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ, ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฝ๐—ผ, ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ผ...sns,, izay zotra miainga eny Ambohimanambola.Tao anatinโ€™ny fotoana fohy nandraisana ny fitantร nana ny minisitera dia nahavita namokatra herinaratra hatrany aminโ€™ny 116 MW ny orinasa JIRAMA vokatry ny fiaraha-miasanโ€™ny Fitondram-panjakana ankehitriny, aminโ€™ny alalร nโ€™ny Minisiteranโ€™ny Angovo sy ny Akoranafo niaraka taminโ€™ ireo teknisiana eo anivonโ€™ny JIRAMA, raha tsy nisy afatsy 30 hatraminโ€™ny 40 MW izany nandritra ny fotoananโ€™ny dรฉlestage teo aloha.Noho izany dia afaka mahatoky ny vahoaka eto Antananarivo sy ny manodidina azy fa ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ io vokatra io, saingy misy ireo minia misompatra Andrinjiro.Tombotsoa lehibe io famokarana herinaratra 116 MW ao Andekaleka io satria nahafahana ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ mihoapapana aminโ€™ny fividianana solika aminโ€™ireo vondrona mpiahy herinaratra ( groupes).Ny atao hoe ๐—ฑ๐—ฒฬ๐—น๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ฎ๐—ด๐—ฒ dia midika hoe ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ; fa ankehitriny kosa nefa dia ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ, saingy misy ireo olona ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—ฟ๐—ผ mitondra herinaratra ka miteraka ireo fahatapahana mitranga amina faritra sy fokontany vitsivitsy eto andrenivohitra ankehitriny.Mandray ny andraikiny manandrify azy ny minisitera sy ny Jirama, nefa koa ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ mba hiara-hiasa ka hampandre avy hatrany ny tomponโ€™andraikitra na ny mpitandro filaminana raha mahatsikaritra olona minia misompatra ireo andrinjiro mpitondra herinaratra araka ny nambaranโ€™ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo ๐๐ฒ ๐€๐ง๐๐จ ๐‰๐ฎ๐ซ๐ข๐œ๐ž ๐‘๐€๐‹๐ˆ๐“๐„๐‘๐€, rehefa nivahy teo anivonโ€™ny TVM ny hariva teo.

Publie le 24/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs