Ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, Andriamatoa RAJAONARIVELO Herintsalama Andriamasy dia manamafy fa tsy manana ary tsy mitantana pejy Facebook. Hosoka noho izany izay pejy na kaonty rehetra mitondra ny anarany sy/na ny sariny, ka hampandrenesana ny vahoaka malagasy tsy ho voafitak'izany.Primature - Lapan'i Mahazoarivo