Actualitรฉs > IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA

IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA


io no loha-hevitry ny ๐™›๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™š๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ฏ๐™ค ho anโ€™ny taona 2025-2026 izay nosokafana taminโ€™ny fomba ofisialy androany 17 Desambra teo aminโ€™ny Fokontany ๐˜ˆ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข eo Imerintsiatosika.Tonga nanome voninahitra ny ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง๐ฒ aminโ€™ny fambolen-kazo eto Madagasikara sady nanokatra taminโ€™ny fomba ofisialy ireo ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ eo anivonโ€™ny Fanavaozana ny Repoblikanโ€™ny Madagasikara, ny ๐พ๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘’๐‘™๐‘ฆ ๐‘น๐‘จ๐‘ด๐‘ท๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ ๐‘บ๐’๐’๐’๐’‡๐’๐’๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐‘ป๐’‰๐’Š๐’†๐’“๐’“๐’š sy ny ๐พ๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘’๐‘™๐‘ฆ ๐’๐‘จ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ป๐‘จ๐‘บ๐‘ถ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐’€ ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ถ๐‘ฌ๐‘ณ๐‘บ๐‘ถ๐‘ต ๐‘ด๐’‚๐’“๐’„๐’†๐’๐’๐’Š๐’ notrononโ€™ireo tomponโ€™andraikitra samihafa.Miha-miova hatrany ny toetrโ€™andro ary miovaova manaraka izany ihany koa ny fotoam-pambolen-kazo ka izany no nahatonga ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovainjafy nisafidy ny daty hanombohana ny asa fambolen-kazo raha ny nambaranโ€™ny Minisitra ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘ฌ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘น๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’†๐’›๐’‚๐’๐’•๐’”๐’๐’‚ ๐‘ด๐’Š๐’„๐’‰๐’‚๐’†ฬˆ๐’, noho ny fihavianโ€™ny orana lasa mialoha.Nandray anjara taminโ€™ity hetsika fanokafana ofisialy nambolena zana-kazo 12.000 isa androany ity ny fianakaviambenโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina notarihinโ€™ny Tale Jeneralinโ€™ny Serasera ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ด๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ณ๐‘จ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’†๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’“๐’Š๐’๐’‚, izay nanamafy ny fanentanana ny olom-pirenena tsy an-kanavaka tsy hanao ambanin-javatra ny adidy fanamaitsoana anโ€™i Madagasikara sy fikoloana ny tontolo iainana.

IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
Publie le 18/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs