io no loha-hevitry ny ๐๐๐ข๐๐ค๐ก๐๐ฃ-๐ ๐๐ฏ๐ค ho anโny taona 2025-2026 izay nosokafana taminโny fomba ofisialy androany 17 Desambra teo aminโny Fokontany ๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ณ๐ข eo Imerintsiatosika.Tonga nanome voninahitra ny ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง๐ฒ aminโny fambolen-kazo eto Madagasikara sady nanokatra taminโny fomba ofisialy ireo ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ข๐ท๐ฐ eo anivonโny Fanavaozana ny Repoblikanโny Madagasikara, ny ๐พ๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐น๐จ๐ด๐ท๐จ๐ต๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ถ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐ sy ny ๐พ๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐ป๐จ๐บ๐ถ๐ต๐ซ๐น๐ ๐น๐จ๐ต๐ถ๐ฌ๐ณ๐บ๐ถ๐ต ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ notrononโireo tomponโandraikitra samihafa.Miha-miova hatrany ny toetrโandro ary miovaova manaraka izany ihany koa ny fotoam-pambolen-kazo ka izany no nahatonga ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovainjafy nisafidy ny daty hanombohana ny asa fambolen-kazo raha ny nambaranโny Minisitra ๐ด๐จ๐ต๐ฌ๐บ๐ฐ๐ด๐จ๐ต๐จ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐ฬ๐, noho ny fihavianโny orana lasa mialoha.Nandray anjara taminโity hetsika fanokafana ofisialy nambolena zana-kazo 12.000 isa androany ity ny fianakaviambenโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina notarihinโny Tale Jeneralinโny Serasera ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, izay nanamafy ny fanentanana ny olom-pirenena tsy an-kanavaka tsy hanao ambanin-javatra ny adidy fanamaitsoana anโi Madagasikara sy fikoloana ny tontolo iainana.