Actualitรฉs > NAMPAHAFANTARINA TEO ANDAFIAVARATRA I...

NAMPAHAFANTARINA TEO ANDAFIAVARATRA IREO MPAHAY SY TEKNISIANINA NIANDRAIKITRA NY MISIONA KATOLIKA

Maro ireo Mpahay (๐‘’๐‘ฅ๐‘๐‘’๐‘Ÿ๐‘ก) malagasy sy vahiny izay niara-nisalahy tamin'ny minisitera amin'izao famitana ny antontan-taratasy izao, noho izy mitaky fepetra sy fenitra maro ๐š๐ซ๐š-๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ง๐ฌ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ซ๐š mialohan'ny hampidirana ny "๐Œ๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š ๐ค๐š๐ญ๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐š ao Ambodifotatra - Sainte Marie" ao amin'ny lisitry ny ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.Ankoatra ny departemanta misahana ny vakoka eo anivon'ny Minisitera izay tantanan'ny Taleny ny Dr ๐‘ณ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ถ ๐‘ซ๐’†๐’๐’Š๐’” ๐‘จ๐’๐’†๐’™๐’‚๐’๐’…๐’“๐’† izay niara-niasa akaiky tamin'ireo Mpahay tantara tarihin'i ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ด๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฌ๐‘ญ๐‘จ ๐‘จ๐’๐’†๐’™ ๐‘ช๐’๐’‚๐’–๐’…๐’Š๐’ dia nifandrimbona tamin'ny asa fanomanana ireo antontan-taratasy samihafa koa ny departemanta misahana ny Lalร na eo ambany fiandraiketan'ny Tale , sy ny departemanta misahana ny Maha izy ara-kolontsaina tarihin'ny Taleny ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘ต๐’€ ๐‘ณ๐’‚๐’๐’‚๐’Š๐’๐’‚ izay samy eo anivon'ny ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š .Mialoha ny farany volana janvier 2026, araka ny fe-potoana voafaritry ny ๐—จ๐—ก๐—˜๐—ฆ๐—–๐—ข no hampidirana ny antontan-taratasy avy amin'ny Fitondram-panjakana malagasy amin'ny alalan'ny ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š. Aorian'izay ny fandinihina sy fanadihadihana hataon'ny ๐ถ๐‘’๐‘›๐‘ก๐‘Ÿ๐‘’ ๐‘‘๐‘ข ๐‘ƒ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘š๐‘œ๐‘–๐‘›๐‘’ ๐‘€๐‘œ๐‘›๐‘‘๐‘–๐‘Ž๐‘™ ao amin'io fikambanana iraisam-pirenena io, ka vinaniana hivoaka amin'ny taona ho avy ny valiny mikasika ny ๐Œ๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š ๐ค๐š๐ญ๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐š.

Publie le 15/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs