Maro ireo Mpahay (๐๐ฅ๐๐๐๐ก) malagasy sy vahiny izay niara-nisalahy tamin'ny minisitera amin'izao famitana ny antontan-taratasy izao, noho izy mitaky fepetra sy fenitra maro ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ง๐ฌ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐ mialohan'ny hampidirana ny "๐๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ ๐ค๐๐ญ๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐ ao Ambodifotatra - Sainte Marie" ao amin'ny lisitry ny ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ.Ankoatra ny departemanta misahana ny vakoka eo anivon'ny Minisitera izay tantanan'ny Taleny ny Dr ๐ณ๐จ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ฒ๐ถ ๐ซ๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ izay niara-niasa akaiky tamin'ireo Mpahay tantara tarihin'i ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ฏ๐ฌ๐ญ๐จ ๐จ๐๐๐ ๐ช๐๐๐๐ ๐๐ dia nifandrimbona tamin'ny asa fanomanana ireo antontan-taratasy samihafa koa ny departemanta misahana ny Lalร na eo ambany fiandraiketan'ny Tale , sy ny departemanta misahana ny Maha izy ara-kolontsaina tarihin'ny Taleny ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ถ๐ต๐ ๐ณ๐๐๐๐๐๐ izay samy eo anivon'ny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ .Mialoha ny farany volana janvier 2026, araka ny fe-potoana voafaritry ny ๐จ๐ก๐๐ฆ๐๐ข no hampidirana ny antontan-taratasy avy amin'ny Fitondram-panjakana malagasy amin'ny alalan'ny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐. Aorian'izay ny fandinihina sy fanadihadihana hataon'ny ๐ถ๐๐๐ก๐๐ ๐๐ข ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ao amin'io fikambanana iraisam-pirenena io, ka vinaniana hivoaka amin'ny taona ho avy ny valiny mikasika ny ๐๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ ๐ค๐๐ญ๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐.