๐๐ฅ๐๐๐ข ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ง๐๐ฃ๐๐๐ aminโny TVM ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐ข๐ฉ๐๐ข momba ny fivoaranโilay rivodoza FYTIA, vaovao miainga avy aminโny Foibe Famantarana ny toetry ny andro ๐๐ฅ๐๐๐ข ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ง๐๐ฃ๐๐๐ ny toromarika avy aminโireo tomponโandraikitra isan-tokony, miainga avy aminโny toromarika omenโny BNGRC ๐๐๐ก๐ข๐ฌ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ง๐๐ฃ๐๐๐ ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz - Radio RNM๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐Mankahery antsika mpiray Tanindrazana ao anatinโizao fiatrehana ny rivodoza FYTIA izao Sary fanehoana.