Apetraka ny ๐๐๐ฃ๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐จ๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฎ aminโny alalanโny "๐ช๐ถ - ๐ถ๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐ฬ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐" eo ambany fitarihanโny prefe sy ny lehibenโny faritra mpisolo toerana ao an-toerana, ary ahitana ireo tomponandraikitra samihafa.Taorianโny fitsidihana ny tra-boina tao ๐๐๐๐ฏ๐๐ญ๐๐ง๐ฬ๐ง๐ sy ๐๐๐ก๐๐ณ๐จ๐ฆ๐ dia nivory maika ny mpikambana eo anivonโny "๐ช๐ถ" ๐ฝ๐๐ฉ๐จ๐๐๐ค๐ ๐ niaraka taminโny delegasionina notarihinโny ๐๐ฑ๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ท๐ฆ๐ณ๐ฏ๐ฆ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ต๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, miaraka aminโireo ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฌ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ช๐ท๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ท๐ฆ๐ณ๐ฏ๐ฆ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ต๐ข miara-mamita iraka รดfisialy avy aminโny fitondram-panjakana. Nitondra fanampiana maika iatrehana ny vonjy rano vaky ho anโny mpiray tanindrazana sahirana vokatry ny rivodoza izy ireo.Eo anivonโio "๐ถ๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐ฬ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐" io no anaovana ny tombana aminโny fahasimbana sy anangonana ny vaovao ilaina aminโny asa ๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ก๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฃ๐ sy ny ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐๐ค๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐จ๐ ๐จ๐๐ข๐๐, indrindra ireo toerana saro-pady toy ny fonja sy ny toeram-pitsaboana ary ny sekoly.