Natolotry ny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข ๐ต๐ Kolonely ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ Michael androany 9 febroary 2026 teny aminโny Toby miaramila ๐ฝ๐ผ๐๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ค ny fiaramanidina faharoa ho anโny ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ entina manatsara ireo asa sahaninโny Tafika Malagasy aminโny lafiny ๐ง๐ช๐ข๐ณ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข manoloana ireo ambana samihafa, ary koa entina ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฑ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ข๐บ ๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ป๐ข๐ฏ๐ข aminโny fotoana sarotra tahaka ny vanim- potoana fiatrehana rivodoza sy loza voajanahary hafa.Tonga nandray ity fiaramanidina avy aminโny ๐๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ity teny an-toerana ny fianakaviambenโny Tafika Malagasy notarihinโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ข๐ญ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ข๐ฉ๐บ ๐ต๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐ป๐ถ๐ด๐ฉ๐ถ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐๐, notronโireo tomponandraikitra misahana ny fitandroana filaminana eto aminโny firenena.