Ankehitriny dia am-perinasa tanteraka ny Fitondram-panjakana malagasy manontolo manomboka androany 𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 manatanteraka ny asa fanarenana ireo rava sy famerenana amin’ny laoniny ny fiainam-bahoaka manomboka ao Toamasina ary hitohy amin’ireo distrika maro ao amin’ny 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨 sy ny hafa izay miaina ny takaitra vokatry ny fandalovan’ny 𝗿𝗶𝘃𝗼𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗲𝘇𝗮𝗻𝗶 ny 10 febroary 2026.
Alatsinainy 2 Martsa 2026