Actualitรฉs > ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—” - ๐—™๐— ๐—œ | ๐—™๐—˜๐—–-๐—™๐—ฅ๐——

๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—” - ๐—™๐— ๐—œ | ๐—™๐—˜๐—–-๐—™๐—ฅ๐——


Anio 26 febroary no niakatra teo anivon'ny Filan-kevim-pitantanan'ny FMI ny antontan-taratasin'i Madagasikara, nekena tao anatin'izany ny ahazoan'i Madagasikara vola mitentina 103 Millions USD (77.392 DTS), ho an'ny andiany voalohan'ny FEC sy FRD.
Amin'ny tapany voalohan'ny volana Aprily izao kosa no hiditra amin'ny andiany faharoa na 2รจme Revue isika.
Manaporofo hatrany ny haitarika ananan'Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina sy ireo mpiara-miasa aminy eo anivon'ny Governemanta izay tarihin'ny Praminisitra Lehiben'ny Governemanta Andriamatoa Ntsay Christian, izao vokatra azo izao.
ยซ Tsy nahomby ny teti-dratsin'ireo olona nanao ny ainy tsy ho zavatra nanao izay nanakanana sy hanafoanana ireto FEC sy FRD ireto satria nahay nandinika sy nanavaka ny fanaratsiana sy ny zava-misy marina ny FMI", hoy Ramatoa Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison, Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola.

Publie le 06/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs