Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, anio Sabotsy 26 Jolay 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra hariva.Fandaharana manokana iresahana ireo asa fampandrosoana tarihan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ety amin'ny faritra.