Fandaharana iarahana amin'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra tenin'ny Governemanta, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, anio Sabotsy 02 Aogositra 2025, amin'ny 06 ora sy 15 minitra hariva.Fandaharana manokana iresahana ireo asa fampandrosoana tarihan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina ety amin'ny faritra.Mivantana amin'ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz sy ireo radio tsy miankina an-jatony manerana ny nosy.