Ireo tsara ho fantatra mahakasika ny dingana lalovana raha hangataka diplôma Baccalauréat.Eto ny Ivotoro hanoro lalana antsika hatrany amin'ny fomba fikarakarana antotan-taratasim-panjakana.Antsoy ny 640, araho tsy tapaka ny pejy
Publie le 05/11/2025
Par 451512
Categorie: Actualités