๐ ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎHiarahana miasa aminโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka sy ny UNICEF, manome sehatra hahafahanโny mpanao gazety mitondra ny fahaiza-manaony aminโny lafiny fitrandrahana sy fitateram-baovao ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ka mikarakara ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ.Nampahafatarinโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, notroninโny Talenโny Serasera eo anivonโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ถ ๐น๐๐๐๐ ary ny tomponandraikitry ny serasera eo anivonโny UNICEF ๐น๐จ๐ณ๐จ๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ณ๐๐๐๐๐๐ androany 24 febroary 2026 tetsy aminโny ANTA Ambohidahy ity tetikasa ity izay mikendry ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐.Manohana ity tetikasa ity ny ๐จ๐ก๐๐๐๐ izay manao tantsoroka ny fampiroboroboana ny fisitrahanโny olompirenena vaovao ara-dalร na sy vaovao marim-pototra.Ny ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ hatraminโny ๐๐ ๐ฆ๐๐ซ๐ญ๐ฌ๐ no hatao ny ๐๐ข๐๐๐ง๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐ izay natao ๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ฃ๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ-๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ ka lahatsoratra, fandaharana na fanadihadiana aminโny onjampeo na fahitalavitra na ana habaka nivoaka nanomboka ny janoary 2024 ka hatraminโny Martsa 2026 no afaka mandray anjara aminโity fifaninanana ho anโny mpanao gazety ity.