Ivato, ๐๏ธ faha-13 Aprily 2025
Niaraka nanatanteraka fidinana ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboaran-dร lana teny amin'ny lalam-baovao Ivato ny maraina teo ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ง๐๐ซ๐ ๐๐๐ฌ๐ข๐ฆ๐๐๐ฅ๐จ, ny Minisitry ny asa vaventy ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐ก๐๐ซ๐ ๐๐กรฉ๐จ๐๐จ๐ซ๐ sy ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina ๐๐๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ซ๐๐ง๐ญ๐ฒ ๐๐จ๐ง๐ง๐.
Izao no atao dia ho fiaraha-mientana amin'ny ity tetikasa Lake Iarivo ity amin'ny maha-fitaratra na Vitrine azy.
#MEF_MIZARA_VAOVAO
#MEF_Madagasikara
#MEF_Madagascar
Alatsinainy 2 Martsa 2026