Manohina ny fo ny mahita ny fiombonan' izao tontolo izao eto amin' ny kianjan' i Masindahy Piera eto Vatican, miara miondrika manoloana ny Papa Ray Masina.Ny fahatsiarovana, ny Vavaka ary ny anatra napetrany anie, hitohy hanazava ny diantsika. Hoy ny Filoha Andry Rajoelina