Actualitรฉs > FANAMBARANA FIKAROHANA

FANAMBARANA FIKAROHANA


Mbola mitohy ny fikarohana an' i SOANANATA FANAMBINANA JULIEN DERSEN, Chef de service de la Chancellerie diplomatique teo aloha, voarohirohy tamin'ny raharaha fisandohana andraikitra sy fanaovana taratasy fanomezam-dalana hosoka, saika hamoahana tsy ara-dalร na volamena milanja 53,7 kg, ny 23 desambra 2024 lasa teo.
Raha misy olona manana vaovao na fanazavana hahafahana mahita azy, dia asaina miantso avy hatrany ny manampahefana akaiky azy indrindra.
๐‡๐จ๐ฆ๐ž๐ง๐š ๐ฏ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐จ๐š izay mitondra vaovao ahafahana misambotra sy manasazy anโ€™i Julien Dersen Soananata ary hotandrovana ny tsiambaratelon'ny fanomezam-baovao.
Ankasitrahana ny fiaraha-miasa avy amintsika.

Publie le 07/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs