Actualités > EFA TONGA SOA AMAN-TSARA ETO SAINTE-M...

EFA TONGA SOA AMAN-TSARA ETO SAINTE-MARIE IZAHAY SY NY PRAIMINISITRA MIARAKA AMIN' IREO MPIKAMBANA REHETRA AO AMIN' NY GOVERNEMANTA

Hifantoka manokana amin'ny fampandrosoana haingana sy ny fanohanana ny vahoaka eto amin'ny faritra no anton'izao filankevitry ny minisitra tanterahana aty Sainte-Marie aty izao. Tsy diso anjara i Sainte-Marie, miohatra amin’ireo distrika lehibe manerana ny Nosy.Ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina

EFA TONGA SOA AMAN-TSARA ETO SAINTE-MARIE IZAHAY SY NY PRAIMINISITRA MIARAKA AMIN' IREO MPIKAMBANA REHETRA AO AMIN' NY GOVERNEMANTA
EFA TONGA SOA AMAN-TSARA ETO SAINTE-MARIE IZAHAY SY NY PRAIMINISITRA MIARAKA AMIN' IREO MPIKAMBANA REHETRA AO AMIN' NY GOVERNEMANTA
Publie le 11/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités