Hifantoka manokana amin'ny fampandrosoana haingana sy ny fanohanana ny vahoaka eto amin'ny faritra no anton'izao filankevitry ny minisitra tanterahana aty Sainte-Marie aty izao. Tsy diso anjara i Sainte-Marie, miohatra amin’ireo distrika lehibe manerana ny Nosy.Ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina