๐๐จ๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ก๐ข๐ง๐ ๐จ๐ฆ๐๐ฅ๐ฒ ๐ญ๐๐จ ๐๐๐ข๐ง๐ญ๐-๐๐๐ซ๐ข๐ ๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ฅ๐๐ง๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ๐ญ๐๐ซ๐ข๐ก๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐ Andry Rajoelina, ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ก๐ข๐๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ก๐๐ซ๐ฬ๐ง๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐.Anisany teboka notsidrian'ny Filoha tamin'ny fandraisam-pitenena nanokafana ny Filankevitry ny Minisitra omaly ireto :-LALANA VITA 89 KM: Vita ny lร lana mampifandray ny atsimo sy avaratra ao Sainte-Marie.-RN5 SY ROUTE DU SOLEIL: Kasaina ho vita alohan'ny fetim-pirenena 2026 ireo lร lana stratejika.-HERINARATRA AVY AMINโNY MASOANDRO: Vita ny Parc Solaire 1MW hanome jiro ny Nosy manontolo.-FITSARANA SY FONJA: Natsangana ny Tribonaly vaovao ho fanamafisana ny fanjakana tan-dalร na.-TANORA: Hosokafana ny Village artisanal sy ny "Maison des Jeunes" ho anโny tanora.-FAMPIROBOROBOANA NY TOEKARENA: Ho hatsaraina ny seranan-tsambo, seranam-piaramanidina, ary hatsangana ny Centre fiscal ao an-toerana.#Fitondrampanjakana #manakaiky #vahoaka
Alatsinainy 2 Martsa 2026