Tonga soamantsara eto amintsika ny atoandro teo, teto aminโny Seranam-piaramanidina Iraisampirenena Ivato, Andriamatoa Samuel Ntsokoane Matekane, Praiminisitrโi Lesotho. Ny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian no nandray azy taminโizany. Tsara ny manamarika fa mbola hifanesy ho tonga eto Madagasikara aminโizao tapany tolakandro izao, ireo Filoham-pirenena sy Lehibenโny Governemanta handray anjara aminโny Fihaonana an-tamponโny SADC eto amintsika. ๐๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐