Andao hiaraka hanohana ny Barea an'i Madagasikara isika 🇲🇬Anio amin'ny 5ora sy sasany: 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 𝐕𝐬 𝐒𝐎𝐔𝐃𝐀𝐍Mivantana amin'ny TVM sy ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz. Hisy famakafakana mialoha izay.ALEFA_BAREAALEFA_MADAGASIKARA
Alatsinainy 2 Martsa 2026