Actualités > HOY RAMATOA MIALY RAJOELINA, VADIN'NY...

HOY RAMATOA MIALY RAJOELINA, VADIN'NY FILOHAM-PIRENENA, ANDROANY TANY MAHAJANGA

"Tsy fanamarihana fotsiny ihany ity andro ity fa fampatsiahivana koa ireo fanamby rehetra atrehan'ireo vehivavy isan'andro. Ny fampianarana ireo tovovavy no fanalahidy antoky ny fampandrosoana ny firenena ary izany indrindra no nanomezan-danja manokana ireo tovovavy nandritra ireo hetsika natao teto Mahajanga. Anisan'izany ny fampiofanana sy fanabezana samihafa toy ny "Bootcamp" sy ny tetikasa HOPE, izay nentina nanamafisana orina ny fahatokisan-tenan’izy ireo."
Nanamafy ramatoa Mialy Rajoelina fa hijoro hatrany amin'ny famongorana ny herisetra atao amin'ny vehivavy izy. Notsiahiviny fa andraikitra iombonana ny fiarovana ny zon’ny vehivavy ary mitaky ny fandraisan’anjaran’ny mpisehatra rehetra eo amin’ny fiaraha-monina.
Nanatrika sy nanome voninahitra ity fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy ity ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, ny governemanta sy ireo Lehiben'ny Andrim-panjakana samihafa, ireo olom-boafidy ary ireo vehivavy sy solon-tenan'ny fikambanam-behivavy avy amin'ny lafivalon'ny Nosy.
« 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒌𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚! 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒚, 𝒎𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒐 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒏𝒐𝒇𝒊𝒏𝒐𝒇𝒊𝒏𝒚»
8 Martsa 2025.
Sary: PRM

Publie le 11/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités