ยซ ๐๐๐ซ๐จ๐๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐จ ยปNanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane Mรฉdicale, ๐๐๐ซ๐จ๐๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐จ", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.Hetsika sosialy maimaimpoana ny "Caravane Mรฉdicale, Sarobidy ny Aiko", andiany faha-33 ity. Handalo ny faritra Vakinankaratra sy Menabe izany ary hanomboka anio Alatsinainy 15 septambra 2025.