Actualités > NANDRAY IREO FILOHAM-PIANGONANA TENY...

NANDRAY IREO FILOHAM-PIANGONANA TENY AMIN' NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA, NY FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA

Nanolotra teny fankaherezana ho an'ny Filohan'ny Repoblika ireo Ray aman-dreny ara-panahy ary niara-nivavaka ho an'ny firenena.Nanambara fa sahiran-tsaina ary miara-mitady vahaolana amin'ny toe-draharaha misy eto an-Tanindrazana amin'izao fotoana izao izy ireo.

NANDRAY IREO FILOHAM-PIANGONANA TENY AMIN' NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA, NY FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA
NANDRAY IREO FILOHAM-PIANGONANA TENY AMIN' NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA, NY FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA
NANDRAY IREO FILOHAM-PIANGONANA TENY AMIN' NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA, NY FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA
NANDRAY IREO FILOHAM-PIANGONANA TENY AMIN' NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA, NY FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA
Publie le 03/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités