Teny amin'ny ๐๐จ๐๐ฒ ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ก๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ teny Ambohimanambola androany 18 oktobra no nanatanterahin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara #PRRM ny fidinana ifotony voalohany. Tao anatin'izany no nijerena akaiky, ๐ง๐ข๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐๐ง๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐จ๐ซ๐, ny olana fototra mahakasika ny famokarana herinaratra. Betsaka ny olana hita nandritry ny fitsidihana, misy ireo afaka vahana ao anatin'ny fohy ezaka, ao ihany koa ireo mila fotoana, fa ho ezahina jerena ny ahafahana mamaha izany, hoy ny filoham-panjakana ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ข๐๐ก๐๐ฬ๐ฅ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM