Actualités > FIARAHA-MIASA SY FIARAHA-MIENTANA HO...

FIARAHA-MIASA SY FIARAHA-MIENTANA HO AMIN' NY FANAVAOZANA

Fanamarihana ny fankalazàna ny Andro Nasionaly amin’ny 𝑭𝒊𝒓𝒐𝒕𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒑𝒐.Ao anatin’ny fankalazàna ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗡𝗮𝘀𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝘆 ho an’ny Firotsahana an-tsitrapo, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, amin’ny alàlan’ny 𝗙𝗶𝘁𝗮𝗹𝗲𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗼𝗯𝗼𝗿𝗼𝗯𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗿𝗼𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗽𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 (DPVAC), dia nanatanteraka hetsika firotsahana an-tsitrapo niaraka tamin’ny 𝑮𝒐𝒐𝒅 𝑫𝒆𝒆𝒅𝒔 𝑫𝒂𝒚 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓 sy ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.Tontosa anio 05 novambra 2025 tao amin’ny Hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) ny hetsika, izay nahitana asa fandokoana sy fanavaozana ireo fitaovana ampiasain’ny hopitaly.Latabatra kely miisa 100 sy " potence"  no nodiovina sy nokolokoloina indray, ho fanatsarana ny fandraisana sy ny fikarakarana ireo marary.Ity hetsika ity dia maneho ny firaisankina, ny fandraisana andraikitra maha-olompirenena, ary ny fiaraha-miasa akaiky eo amin’ireo ministera sy ireo fikambanana sy mpiara-miombon’antoka, ho fampiroboroboana ny firotsahana an-tsitrapo eto Madagasikara.

Publie le 06/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités