Tontosa anio 7 Novambra 2025 ny ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ง๐๐ญ๐จ๐ค๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐จ๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ฉ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ฌ๐ ๐๐๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ซ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ taminโny alalanโny hetsika ho fanampiana sy fanehoana firaisankina taminโireo traboina vokatry ny haintrano nitranga tao Tsaramasay ny Alahady 26 Oktobra 2025 lasa teo.Ankoatra ireo mpiara-miasa eo anivonโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina notarihinโ i GASCAR Fenosoa niaraka taminโny ๐ ๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ซ๐จ๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ฉ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ข๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐๐ฆ๐จ๐ง๐ข๐ง๐ (DPVAC) eo anivonโny minisitera, dia tonga nandray anjara mavitrika taminโity hetsika ity ireo ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐ญ๐ฌ๐๐ค๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ฉ๐จ miisa 80, niaraka taminโireo mpiara-monina, ny RF2, ary ny kaominina izay nanampy taminโny fitaterana ny fako sy ny fanadiovana.Nandritra ity fidinana ifotony ity dia nisy ny hetsika fanentanana momba ny fiarovana aminโny haintrano sy ny fanohanana ara-moraly ho anโireo fianakaviana niharam-boina.