Actualités > OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAH...

OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAHOAKA MPISITRAKA NY ASATSIKA - HAJAINTSIKA NY ASAM-PANJAKANA

Ireo no teboka nampitain’ny Minisitra 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 nandritra ny fihaonana tamin’ny 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina androany nandritra ny fananganan-tsaina fanao.Notsiahiviny nandritra ity fotoana ity ny hanomezana tolotra mahafapo ireo olom-pirenena misitraka ny asa avy eto anivon’ny minisitera mba ho tsapan’ny vahoaka ny tena 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 marina. Etsy ankilany ihany koa ny fanentanana hatrany ireo mpiara-miasa eto anivon’ny minisitera mba 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 amin’ny maha "𝒂𝒔𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂" ary koa ny fanajàna ny ora fiasàna.Zava-dehibe loatra ny mampatsiahy ireo teboka ireo hoy ny minisitra mba ho tsapan’ny olompirenena ny fanatsàraba entin’ny rafi-panjakana 𝐹𝑎𝑛𝑎𝑣𝑎𝑜𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑒𝑝𝑜𝑏𝑙𝑖𝑘𝑎𝑛’𝑖  𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎 taorian’ny fiovàna mpitondra teto amin’ny Firenena, satria tsy ny tompon’andraikitra ihany no mila miova fa takian’ny vahoaka ihany koa ny fiovana amin’ny fanatanterahan’ny 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 ny asam-panjakana mba ialàna amin’ny gaboraraka sy ny tsy fanajàna ireo vahoaka manantona biraom-panjakana.Fa nohararaotin’ny minisitra ihany koa ny fampahafantarana ireo tompon’andraikitra vaovao voatendry hiasa eto anivon’ny minisitera mba ho fantatr’ireo mpiaram-miasa sy hisian’ny mangarahara.

Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualités