Actualitรฉs > OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAH...

OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAHOAKA MPISITRAKA NY ASATSIKA - HAJAINTSIKA NY ASAM-PANJAKANA

Ireo no teboka nampitainโ€™ny Minisitra ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š nandritra ny fihaonana taminโ€™ny ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’“๐’‚-๐’Ž๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ eto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina androany nandritra ny fananganan-tsaina fanao.Notsiahiviny nandritra ity fotoana ity ny hanomezana tolotra mahafapo ireo olom-pirenena misitraka ny asa avy eto anivonโ€™ny minisitera mba ho tsapanโ€™ny vahoaka ny tena ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š marina. Etsy ankilany ihany koa ny fanentanana hatrany ireo mpiara-miasa eto anivonโ€™ny minisitera mba ๐ก๐š๐ง๐š๐ฃ๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ฌ๐š aminโ€™ny maha "๐’‚๐’”๐’‚๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚" ary koa ny fanajร na ny ora fiasร na.Zava-dehibe loatra ny mampatsiahy ireo teboka ireo hoy ny minisitra mba ho tsapanโ€™ny olompirenena ny fanatsร raba entinโ€™ny rafi-panjakana ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž๐‘œ๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘…๐‘’๐‘๐‘œ๐‘๐‘™๐‘–๐‘˜๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘–  ๐‘€๐‘Ž๐‘‘๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž taorianโ€™ny fiovร na mpitondra teto aminโ€™ny Firenena, satria tsy ny tomponโ€™andraikitra ihany no mila miova fa takianโ€™ny vahoaka ihany koa ny fiovana aminโ€™ny fanatanterahanโ€™ny ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’”๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ny asam-panjakana mba ialร na aminโ€™ny gaboraraka sy ny tsy fanajร na ireo vahoaka manantona biraom-panjakana.Fa nohararaotinโ€™ny minisitra ihany koa ny fampahafantarana ireo tomponโ€™andraikitra vaovao voatendry hiasa eto anivonโ€™ny minisitera mba ho fantatrโ€™ireo mpiaram-miasa sy hisianโ€™ny mangarahara.

Publie le 01/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs