Ekipampirenena malagasy Baskety i ๐บ๐ด๐๐ถ๐ด๐ ๐น๐๐๐๐ ๐๐ nandritra ny andro voalohany aminโity ๐๐๐ผ๐ฟ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐ผ๐๐ฝ๐๐ผ๐๐ผ๐โ๐ ๐ผ๐๐๐๐๐ผ Basketball 3x3 atao eto Madagasikara ity.๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ญ๐ฐ ๐ป๐ผ ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ miatrika ny AFRICA CUP 3x3 mandritra ny telo andro ny ๐ - ๐ ๐๐๐ฌ๐๐ฆ๐๐ซ๐ 2025 etsy aminโny Lapanโny Fanatanjahantena Mahamasina.๐ญ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ no azonโny Ekipampirenena malagasy sokajy ๐บ๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐ taminโireo ๐ฅ๐๐ฅ๐๐จ ๐ซ๐จ๐ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง๐ฒ nataony , ka nandresy anโi Egypta taminโny isa 19 sy 17 i Madagasikara taminโny lalao voalohany , ary mbola nandresy anโi Ouganda taminโny isa 18 noho 15 ihany koa ny Ankoay taminโny lalao faharoa. Tontosa omaly zoma 5 desambra ny lanonana fanokafana aminโny fomba ofisialy ity ๐๐ข๐๐๐ง๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐ ๐๐ญ๐ฒ ๐๐๐ซ๐ข๐ค๐ aminโny taranja ๐๐๐ฌ๐ค๐๐ญ ๐๐ฑ๐ ity, ka tonga nanokatra ity ๐๐ข๐๐๐ง๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ity aminโny anaranโny Fitondram-panjakana malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ๐ ๐ด๐๐ด๐๐ต๐ด๐๐ ๐ด๐๐๐๐ ๐ท๐ฬ๐ ๐๐๐ฬ notroninโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny Sekretera Jeneraly lefitra eo anivonโny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika ๐ ๐ด๐๐ท๐ ๐ผ๐ด๐๐ผ๐ด๐ฟ๐ผ๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐, ary ireo Solombavambahoaka vitsivitsy.Tonga eto Madagasikara manatrika ity lalao fifaninana Fiadiana ny Amboaranโi Afrika ity ny Filohanโny FIBA Afrika ๐ด๐๐๐๐๐ ๐ด๐ข๐๐๐๐๐ ๐๐ด๐๐ด๐๐ธ ( Federasiona iraisam-pirenena ), niaraka taminโny Filoha lefitra maneran-tany aminโny taranja Baskety 3x3 sady Filohanโny 3x3 eto Afrika ๐ด๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ด๐๐ป๐๐ต๐๐ด, ary indrindra ny Federasiona Baskety malagasy tarihinโny Filohany ๐ ๐ด๐๐ด๐ ๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐ ๐๐๐โ๐๐, izay mpikarakara ity lalao iraisam-pirenena ity.