Actualitรฉs > TOAMASINA SY NY KIANJA VAVITIANA

TOAMASINA SY NY KIANJA VAVITIANA


Manatanteraka fitsidihana ofisialy ao Toamasina ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚, hotroninโ€™ny Tale Jeneralinโ€™ny Serasera ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ด๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ณ๐‘จ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’†๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’“๐’Š๐’๐’‚.Fandaharam-potoana maro no tanterahany mandritra ity fidinana ifotony maharitra roa andro ity ka ankoatry ny fanatsarร na ny asa aminโ€™ny tontolonโ€™ny Serasera, dia anisanโ€™ny lehibe aminโ€™ity dia ity ny fitokanana ny ๐™†๐™ž๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™– ๐™‘๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– Ampasimazava, taorianโ€™ny fahavitan'ny asa fanavaozana. Hisy koa ny fihaonana amin'ireo mpiasan'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐‘ญ๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘จ๐’•๐’”๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚, ary fitsidihana ireo fotodrafitrasa maro eto Toamasina.

TOAMASINA SY NY KIANJA VAVITIANA
TOAMASINA SY NY KIANJA VAVITIANA
TOAMASINA SY NY KIANJA VAVITIANA
Publie le 29/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs