Actualitรฉs > NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERA...

NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.

Tonga nitsidika ireo mpiara-miasa eo anivon'ny ๐…๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ž๐š๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐€๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐šny Minisitra ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ sy ireo mpiara-miasa aminy.Ankoatra ny dinika fanavaozana ny asa, sy ny tombana momba ny fitaovana enti-miasa dia nisy ny fanolorana fampitaovana ho an'ny haino aman-jerim-pirenena TVM sy RNM ao an-toerana. Tanjona ny hanatsarana hatrany ny tolotra sitrahin'ny vahoaka eo amin'ny lafiny ๐™จ๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™š๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ข-๐™—๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค.Isany fitaovana natolotra nandritra izao fidinana ifotony teo anivon'ny Fitaleavam-paritra izao ny :"๐‘€๐‘–๐‘๐‘Ÿ๐‘œ ๐‘ ๐‘ก๐‘ข๐‘‘๐‘–๐‘œ" miampy "๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘–๐‘๐‘œ๐‘, miisa 2", "๐‘‡๐‘Ž๐‘๐‘™๐‘’ ๐‘‘๐‘’ ๐‘š๐‘–๐‘ฅ๐‘Ž๐‘”๐‘’ 4 ๐‘๐‘–๐‘ ๐‘ก๐‘’๐‘  iray", "๐‘‚๐‘Ÿ๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘’๐‘ข๐‘Ÿ ๐‘‘๐‘’ ๐‘๐‘ข๐‘Ÿ๐‘’๐‘Ž๐‘ข ๐‘๐‘œ๐‘š๐‘๐‘™๐‘’๐‘ก iray" sy "๐ผ๐‘š๐‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘’ iray", ary "๐‘‚๐‘›๐‘‘๐‘ข๐‘™๐‘’๐‘ข๐‘Ÿ 850 ๐‘‰๐ด iray", miampy "๐‘†๐‘๐‘’๐‘Ž๐‘˜๐‘’๐‘Ÿ ๐‘’๐‘‘๐‘–๐‘“๐‘–๐‘’๐‘Ÿ iray".๐‘ต๐’‚ ๐’†๐’ ๐’‚๐’›๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’”๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’†๐’๐’•๐’Š-๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’•๐’ ๐’‚๐’๐’Š๐’—๐’๐’'๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’†๐’›๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’•๐’๐’๐’…๐’“๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’Š๐’”๐’‚-๐’‘๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‰๐’†๐’•๐’‚๐’‰๐’†๐’•๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’๐’๐’๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚ ๐’Žisitraka ๐’๐’š ๐’•๐’๐’๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’—๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ raha ny nambaran'ny minisitra hatrany.

NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
NANDRITRA NY FIDINANA IFOTONY TANTERAHINY AO TOAMASINA.
Publie le 29/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs