๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ผ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ mitahiry ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ao anatin'ny Faritra Atsinanana ny ๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ซ๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ao Ampasimazava Toamasina. Maneho ny ๐ฆ๐๐ก๐ ๐ข๐ณ๐ฒ ara-kolontsaina, ary ivontoerana azonโny daholobe sitrahana aminโny alalan'ireo karazana hetsika ara-javakanto sy ara-panatanjahantena, fa indrindra ny lafiny fihariana.Notokananโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ taminโny fomba ofisialy androany 24 Desambra ity toera-miavaka sy mozea eo ambany fitantananโny minisitera ity taorian'ny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ azy.Mpiara-miombona antoka samihafa no niara-nisalahy taminโny minisitera nahafahana nanatanteraka ny fanavaozana sy fikajiana ny ๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ซ๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ aminโny maha vakoka nasionaly azy. Isan โizany ny orinasa SMMC eo anivonโny seranan-tsambon โi Toamasina izay nifanome tanana taminโny fitondram-panjakana taminโny alalanโny fametrahana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy toerana fampirantiana ara-javakanto ho anโny dihy, teatira ary slam.๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ voarakotra zava-maniry miavaka toy ny karazan-kazo "๐๐๐๐ช๐จ ๐ง๐๐ก๐๐ฏ๐๐ค๐จ๐" na "๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐จ" izay novolenโireo mpiavy teratany indianina tany aminโny 120 taona lasa. Tsy izay ihany fa toerana nifaneraseranโny mponina avy taminโny lafivalonโizao tontolo izao an-jato taonany lasa ny Kianja Vavitiana Ampasimazava, ary iray aminโireo ๐๐ผ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ผ enina ato anatin'ny Faritra Atsinanana miaraka aminโny : ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ก ๐๐โ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ ๐น๐๐ข๐๐๐๐๐๐ก๐, ๐ด๐๐ก๐๐ก๐๐ง๐๐๐ก๐๐๐ฆ, ๐ด๐๐๐'๐ด๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐ ๐๐ ๐๐'๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐ก๐ฆ, ๐ท๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐'๐๐ฆ ๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐, ๐ด๐๐ก๐๐ก๐๐ง๐๐๐ก๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐.๐ญ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ raha ny nambaranโny Minisitra nandritra ny lanonam-pitokanana notontosaina androany.Nanafatrafatra ny Minisitra mba ho kojakojaina ny toerana ho tombotsoan'ny mpisitraka azy na ireo tanora mpampiasa ny kianja ara-panatanjahantena na ireo mpisehatra ara-kolontsaina samihafa, na ireo mpikajy ny vakoka sy ny tontolo iainana.Tonga nanome voninahitra ny fotoana androany koa ireo olom-boafidy sy olom-boatendry tao an-toerana notarihinโny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena misahana ny Faritaninโi Toamasina, ny Solombavambahoaka ๐น๐จ๐๐จ๐น๐จ ๐ท๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐ ๐ฬ๐๐. Misokatra aminโny fiaraha-miasa ny minisitera satria mbola maro ireo asa miandry hoy ny Minisitra ho fampiroboroboana ny sehatry ny kolontsaina toy ity toerana azonโny daholobe tsidihina ity. Farany dia niarahaba ireo mpanakanto eto aminโny Faritra Atsinanana, izay afaka mamelomaso indray ny lazanโny ๐ฝ๐๐๐-๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ niangalian-dry ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐ฝ๐๐๐ผ โ ๐๐๐๐ฝ๐ ๐ฟ๐ผ๐๐๐๐ โ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐A, ary tohizan-dry ๐ฟ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐, ๐๐ผ๐๐พ๐๐๐๐๐๐.