Actualitรฉs > MISITRAKA NY FANAVAOZANA NY KIANJA VA...

MISITRAKA NY FANAVAOZANA NY KIANJA VAVITIANA AMPASIMAZAVA NY REHETRA.

๐—ฉ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ mitahiry ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ao anatin'ny Faritra Atsinanana ny ๐™†๐™ž๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™– ๐™‘๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ao Ampasimazava Toamasina. Maneho ny ๐ฆ๐š๐ก๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ara-kolontsaina, ary ivontoerana azonโ€™ny daholobe sitrahana aminโ€™ny alalan'ireo karazana hetsika ara-javakanto sy ara-panatanjahantena, fa indrindra ny lafiny fihariana.Notokananโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ taminโ€™ny fomba ofisialy androany 24 Desambra ity toera-miavaka sy mozea eo ambany fitantananโ€™ny minisitera ity taorian'ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– azy.Mpiara-miombona antoka samihafa no niara-nisalahy taminโ€™ny minisitera nahafahana nanatanteraka ny fanavaozana sy fikajiana ny ๐™†๐™ž๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™– ๐™‘๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– aminโ€™ny maha vakoka nasionaly azy. Isan โ€™izany ny orinasa SMMC eo anivonโ€™ny seranan-tsambon โ€™i Toamasina izay nifanome tanana taminโ€™ny fitondram-panjakana taminโ€™ny alalanโ€™ny fametrahana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy toerana fampirantiana ara-javakanto ho anโ€™ny dihy, teatira ary slam.๐‘ป๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’๐’•๐’ voarakotra zava-maniry miavaka toy ny karazan-kazo "๐™๐™ž๐™˜๐™ช๐™จ ๐™ง๐™š๐™ก๐™ž๐™ฏ๐™ž๐™ค๐™จ๐™–" na "๐™—๐™–๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™จ" izay novolenโ€™ireo mpiavy teratany indianina tany aminโ€™ny 120 taona lasa. Tsy izay ihany fa toerana nifaneraseranโ€™ny mponina avy taminโ€™ny lafivalonโ€™izao tontolo izao an-jato taonany lasa ny Kianja Vavitiana Ampasimazava, ary iray aminโ€™ireo ๐™‘๐˜ผ๐™†๐™Š-๐™‹๐™„๐™๐™€๐™‰๐™€๐™‰๐˜ผ enina ato anatin'ny Faritra Atsinanana miaraka aminโ€™ny : ๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ž ๐‘“๐‘œ๐‘Ÿ๐‘ก ๐‘€๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ฃ๐‘’๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐น๐‘œ๐‘ข๐‘™๐‘๐‘œ๐‘–๐‘›๐‘ก๐‘’, ๐ด๐‘›๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘’๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ, ๐ด๐‘™๐‘Ž๐‘›'๐ด๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž, ๐‘ ๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ž ๐น๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘“๐‘Ž๐‘ก๐‘ฆ, ๐ท๐‘œ๐‘๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘†๐‘Ž๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž, ๐ด๐‘›๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘’๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž.๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’”๐’†๐’‰๐’ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚-๐’Ž๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’•๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ ๐’†๐’ ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’‚๐’‰๐’Š๐’‚๐’๐’š raha ny nambaranโ€™ny Minisitra nandritra ny lanonam-pitokanana notontosaina androany.Nanafatrafatra ny Minisitra mba ho kojakojaina ny toerana ho tombotsoan'ny mpisitraka azy na ireo tanora mpampiasa ny kianja ara-panatanjahantena na ireo mpisehatra ara-kolontsaina samihafa, na ireo mpikajy ny vakoka sy ny tontolo iainana.Tonga nanome voninahitra ny fotoana androany koa ireo olom-boafidy sy olom-boatendry tao an-toerana notarihinโ€™ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena misahana ny Faritaninโ€™i Toamasina, ny Solombavambahoaka ๐‘น๐‘จ๐’๐‘จ๐‘น๐‘จ ๐‘ท๐’Š๐’†๐’“๐’“๐’† ๐‘น๐’‚๐’—๐’๐’๐’‚๐’›๐’‚ ๐‘ญ๐’Š๐’…๐’†ฬ€๐’๐’†. Misokatra aminโ€™ny fiaraha-miasa ny minisitera satria mbola maro ireo asa miandry hoy ny Minisitra ho fampiroboroboana ny sehatry ny kolontsaina toy ity toerana azonโ€™ny daholobe tsidihina ity. Farany dia niarahaba ireo mpanakanto eto aminโ€™ny Faritra Atsinanana, izay afaka mamelomaso indray ny lazanโ€™ny ๐‘ฝ๐’‚๐’Œ๐’-๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฉ๐’†๐’•๐’”๐’Š๐’Ž๐’Š๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ niangalian-dry ๐™๐™Ž๐™„๐™ˆ๐™„๐˜ผ๐™‡๐™Š๐™‰๐˜ผ ๐™‘๐™Š๐™‡๐˜ผ๐™ˆ๐˜ฝ๐™„๐™๐˜ผ โ€“ ๐™๐™Š๐™ˆ๐˜ฝ๐™Š ๐˜ฟ๐˜ผ๐™‰๐™„๐™€๐™‡ โ€“ ๐™๐™Š๐™‚๐™€๐™ ๐™ˆ๐™€๐™‰A, ary tohizan-dry ๐˜ฟ๐™Š๐™‰๐˜ผ๐™†๐˜ผ๐™๐™Š, ๐™ˆ๐˜ผ๐™๐˜พ๐™€๐™‡๐™‡๐™„๐™‰๐™€.

Publie le 29/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs