Actualités > ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE

ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE


Fintina an-tsarin'ny fahatongavan'ny Fanavaozana ny Repoblika mivady sy ireo delegasionina miaraka aminy,teto Mousco renivohitr'i ROSIA.Nitsena azy ireo teny amin'ny seranam-piaramanidin'i Mockba ny Minisitra lefitry ny Rosianina sy ny Talen'ny Arofenitra ary ireo Manamboninahitra ambony eo anivon'ny Fiarova,-pirenena.Namaly ny fanasana avy amin'ny Filoham-pirenena Rosianina Vladimir Poutine no anton'izao fitsidihana ofisial ataon'ny Filohan'ny Fanavaozana izao.

ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
ALAROBIA 18 FEBROARY 2026 MOSCOU,RUSSIE
Publie le 19/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités