Actualitรฉs > NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLO...

NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NO MIANTOKA NY FAMPITAM-BAOVAO HAINGANA SY NY VAOVAO TSY TAPAKA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA MANDRITRA NY FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA

๐™ˆ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ireo tomponandraikitra manao ny vonjy voina sy ny vahoaka traboina, ary koa ๐™ข๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ข-๐™—๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฅ๐™–๐™ ๐™– momba ny rivodoza ๐—™๐˜†๐˜๐—ถ๐—ฎ sy ny fiatrehana azy, ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข aminโ€™ny alalanโ€™ireo ๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ก๐™š๐™–๐™ซ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™Ž๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™š๐™ง๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™†๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– izay miandraikitra mivantana ny ๐™๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ค ๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ-๐™Ÿ๐™š๐™ง๐™ž๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™–, ka tsy nohadinoinโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ ny nihaona taminโ€™ireo mpiara-miasa tao aminโ€™ny ๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ก๐™š๐™–๐™ซ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™–๐™ง๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐˜ฝ๐™š๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™—๐™ค๐™ ๐™– nandritra izao fidinany an-kianja ao Maevatanana sy Mahazoma mijery ny fiatraikanโ€™ny fandalovanโ€™ity rivodoza ity izao.Fifanakalozan-kevitra momba ny asa ao anatinโ€™izao vanim-potoana sarotra noho ny rivodoza izao, ๐™›๐™ž๐™๐™–๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ง๐™–-๐™ข๐™ž๐™–๐™จ๐™– izay tsy mikely soroka ๐™ข๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™ค๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ซ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ซ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฅ๐™–๐™ ๐™– ho anโ€™ny mpiray tanindrazana, ary fankaherezana mivantana ataonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข aminโ€™ireto ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ข-๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ด๐˜ข ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ช๐˜ง๐˜ฐ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜บ, izay manampy betsaka ny mpiara-belona sy ireo tomponandraikitra ao anatinโ€™izao vanim-potoana ilร na fifanomezan-tanana izao.

NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NO MIANTOKA NY FAMPITAM-BAOVAO HAINGANA SY NY VAOVAO TSY TAPAKA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA MANDRITRA NY FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA
NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NO MIANTOKA NY FAMPITAM-BAOVAO HAINGANA SY NY VAOVAO TSY TAPAKA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA MANDRITRA NY FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA
NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NO MIANTOKA NY FAMPITAM-BAOVAO HAINGANA SY NY VAOVAO TSY TAPAKA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA MANDRITRA NY FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA
NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NO MIANTOKA NY FAMPITAM-BAOVAO HAINGANA SY NY VAOVAO TSY TAPAKA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA MANDRITRA NY FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA
NY MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NO MIANTOKA NY FAMPITAM-BAOVAO HAINGANA SY NY VAOVAO TSY TAPAKA HO AN'NY MPIRAY TANINDRAZANA MANDRITRA NY FIATREHANA NY RIVODOZA FYTIA
Publie le 04/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs