Actualitรฉs > FIFAMINDRAM-PITANTANANA

FIFAMINDRAM-PITANTANANA


๐‘๐€๐Š๐Ž๐“๐Ž๐Œ๐€๐‹๐€๐‹๐€ ๐…๐š๐ฅ๐ฒ ๐Œ๐š๐ก๐ž๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š, ๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘”๐‘Ž๐‘ง๐‘’๐‘ก๐‘ฆ, izy no ๐“๐š๐ฅ๐ž ๐‰๐ž๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š eo anivonโ€™ny Ministeranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina  araka ny fanendrena nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny Alarobia teo.Taorianโ€™ny famindram-pitantanana natao androany teo aminโ€™ny Tale Jeneraly teo aloha sy ny tenany, dia mandray ny asany avy hatrany manomboka androany ny Tale Jeneraly ๐Œ๐š๐ก๐ž๐Ÿ๐š, anarana ahafantaranโ€™ireo mpanao gazety maro azy nandritra izay 20 taona nanaovany asa fanaovan-gazety izay.Ny fianakaviambenโ€™ny minisitera manontolo dia miarahaba sy mirary fahombiazana feno ho anโ€™Andriamatoa Tale Jeneraly.

FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
FIFAMINDRAM-PITANTANANA
Publie le 14/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs