Actualités > COI 2025 à MADAGASCAR

COI 2025 à MADAGASCAR


Henin-kaja i Madagasikara, henim-boninahitra isika Malagasy mandray izao fihaonana an-tampon'ny vondron'ny COI izao. Ranomasimbe iombonana, mampifandray ireo Nosintsika, antoky ny fampivoaran'ny firenentsika tsirairay avy. Inoako fa hitondra vokatra mafonja sy maharitra ho an'ny firenentsika tsirairay avy ireo dinika sy atrikasa rehetra tanterahina mandritra ity fihaonambe ity.

COI 2025 à MADAGASCAR
COI 2025 à MADAGASCAR
COI 2025 à MADAGASCAR
COI 2025 à MADAGASCAR
COI 2025 à MADAGASCAR
COI 2025 à MADAGASCAR
COI 2025 à MADAGASCAR
Publie le 25/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités