Actualités > NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASE...

NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY

Noraisin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna sy ireo fianakaviana Ampanjaka sy olobe ary ny komity momba ny fampodiana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera ny Filoha frantsay 𝑬𝒎𝒎𝒂𝒏𝒖𝒆𝒍 𝑴𝒂𝒄𝒓𝒐𝒏 nandritra ny fitsidihana ny Rovan'i Madagasikara. Nosoniavina nandritra ity fitsidihana ity ny fampiharana ilay fifanaraham-piaraha-miasa amin'ny tontolon'ny mozea nataon’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Malagasy sy ny Minisitry ny Kolontsaina Frantsay, Ramatoa RACHIDA Dati tany Paris ny 3 oktobra 2024.Izany dia mifantoka amin'ny fampiofanana momba ny fitantanana mozea, ny fikajiana ny harem-bakoka sy ny toerana miavaka.

NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
NORAISIN-DRAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TENY AMIN' NY ROVAN' I MADAGASIKARA NY FILOHA FRANTSAY
Publie le 28/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités